RadioMada - TV Mada : Le Coeur et la Voix de Madagascar
Tongasoa - Bienvenue - Welcome
Le Coeur et la Voix de Madagascar.
Mahafinaritra fa tohizo e !
Envoyé par: Haingo (Adresse IP journalisée)
Date: sam 22 septembre 2007 04:38:53

Misaotra ny mpikarakara fa nisy fivoarana tokoa. Antenaina fa aharitra anie izao fomba fanehoana ny demokrasia izao.

Mahereza a !

Re: Mahafinaritra fa tohizo e !
Envoyé par: tina (Adresse IP journalisée)
Date: mar 17 février 2009 09:37:52

tsara fa tohizo !

Re: Mahafinaritra fa tohizo e !
Envoyé par: Tah (Adresse IP journalisée)
Date: mar 17 février 2009 19:50:48

Mankasitraka ny Radio Mada e! Na de aty alavitra aty aza de msaotra fônafôna e! Mafinaritra fa tohizo. Demokrasia ianyno antsika.

Tamatave

Re: Mahafinaritra fa tohizo e !
Envoyé par: naonaopy (Adresse IP journalisée)
Date: dim 8 mars 2009 07:26:59

tohizo foana le antso an-tariby fa io iany tena ahazoana vaoavao marina e

Re: Mahafinaritra fa tohizo e !
Envoyé par: tsiafoi1 (Adresse IP journalisée)
Date: lun 9 mars 2009 09:32:26

Fa mila mampitombo ligne téléphonique ianareo fa tena tsy maharaka le roa fotsiny de tsy tafiditra mihitsy ny tenanay.

Ankoatr'izay de tokony hisy mpanao famelabelarana mba hanazava ny sain'ny olona.

Re: Mahafinaritra fa tohizo e !
Envoyé par: diktat (Adresse IP journalisée)
Date: jeu 2 avril 2009 12:05:58

Miarahaba anareo rehetra ny tenako
manjombona, manjombona atoandro ny fiainanay vahoaka malagasy, feno dia feno ny fo, ary raha tsy ato amin'ity site ity aho no nanoratra, dia tsy namoaka izao alaheloko izao mihitsy.
vonoina ny vahoaka, vonoin'ny mpikomy tompon'ny fahefana, tompon'ny basy.
Androany 02 aprily 2009, 30 maratra, 1 no maty, tsy nisy fampitandremana, fa tonga dia VONOMOKA, nahoana? noho ny vola? noho ny fialonana? nahoana?
Eny, malahelo aho, FA TSY KIVY, manentana anreo aho, vahoaka malgasy, miaro ny ara-dalana namako, miandry Madagasikara, mijoroa, mitraka fa vahoaka mananjo, afaka!
MASINA NY TANINDRAZANA


Re: Mahafinaritra fa tohizo e !
Envoyé par: waibel (Adresse IP journalisée)
Date: sam 18 avril 2009 11:30:47

Miarahaba
Na dia an tany lavitra aza mahatsiaro ilay Tanindrazana ka tena ontsa ny fo;maninona loatra re isika malagasy no toa izao sa dia efa ratsy vintana mifamono an toerana;tsy misy intsony ny fihavanana;loza ho an izay tia kely Ny tany mangina no tsiasina ratsy ao ANDRIAMANITRA

Re: Mahafinaritra fa tohizo e !
Envoyé par: LEMURIEN (Adresse IP journalisée)
Date: sam 18 avril 2009 23:54:15


C'est quoi cette mise en demeure de la H.A.T.?

Manadafy va aussi faire pareil ?

'faut s'attendre à tout ...



Votre nom: 
Votre adresse électronique: 
Sujet: 

C'est un forum modéré. Votre message restera caché jusqu'à ce qu'il soit approuvé par un modérateur ou un administrateur.
 
RADIOMADA - TV MADA
Le Coeur et la Voix de Madagascar


Nombre de connectés sur le chat = 0