Tsy mety tafiditra @radio na tv
Envoyé par:
Menja (Adresse IP journalisée)
Date: mer 20 décembre 2006 09:42:19
Asa na izaho no tsy mamaky tsara na ahoana fa tsy mety tafiditra mihaino radio na tv na chat ny rehetra @ Radio mada.
mba mangataka fanapina.
Misaotra betsaka.