RadioMada - TV Mada : Le Coeur et la Voix de Madagascar
Tongasoa - Bienvenue - Welcome
Le Coeur et la Voix de Madagascar.
Aller à la Page:  Page précédente12
Page courante:2 parmi 2
Re: Fankaherezana
Envoyé par: RadioMada (Adresse IP journalisée)
Date: dim 23 avril 2006 14:52:57

Faly miarahaba an'i Nomena sy Hanitra,

Misaotra anareo amin'ny fitsidihana ny sehatra.

Atolotra etoana koa ny fisaorana amin'ireo teny fankaherezana.

Ny Avo anie hitahy anareo sy ny ankohonanareo.

Veloma finaritra.

Re: Mazotoa
Envoyé par: Arielle (Adresse IP journalisée)
Date: jeu 4 mai 2006 21:01:21

za moa efa ela no nahalala ihany ity fa efa tena be mpitsikdika be izy zao! zany midika fa efa misy fiovarana ny radio mada! sady tsara be ihany koa ka! de veloma finaritra indray e! Arielle

Re: Mazotoa
Envoyé par: RadioMada (Adresse IP journalisée)
Date: ven 5 mai 2006 07:57:02

Miarahaba an'i Arielle,

Misaotra anao amin'ny fihainohana sy fijerena an'i RadioMada - TV Mada matetika.

Na dia misy aza ireo lesoka dia atao foana izay ahatsara an'ity sehatra ity.

Koa dia mirary soa anao sy ny fianakavianao.

Veloma finaritra.

Re: Mazotoa
Envoyé par: Faly Zara (Adresse IP journalisée)
Date: jeu 28 septembre 2006 15:47:50

Manaona daholo e! tena mahafinaritra ny fandrosoantsika ka dia isaorana indrindra ny RadioMada e!
Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra.
Veloma de @ manaraka indray.

Re: clip
Envoyé par: lala (Adresse IP journalisée)
Date: sam 25 août 2007 01:11:31

Miarahaba ny rehetra
Mba miangavy raha mba azo atao ny amerenana ilay clip "zay le izy" Miangaly fa mba mahafinaritra ahy
Misaotra mialoha

Aller à la Page:  Page précédente12
Page courante:2 parmi 2


Votre nom: 
Votre adresse électronique: 
Sujet: 

C'est un forum modéré. Votre message restera caché jusqu'à ce qu'il soit approuvé par un modérateur ou un administrateur.
 
RADIOMADA - TV MADA
Le Coeur et la Voix de Madagascar


Nombre de connectés sur le chat = 0