Re: Fifanampiana!
Envoyé par:
masimanitra (Adresse IP journalisée)
Date: mar 21 octobre 2008 15:45:38
Mba mangataka noty na tombom-peo gitara hira gasy raha mba misy manana hianarana.
Ohatra Mahaleo, Eric Manana, Lolo sy ny tariny....
do,re, mi, fa
Misaotra mialoha!