Re: un petit conseil pour le webmaster
Envoyé par: incognito (Adresse IP journalisée)
Date: jeu 6 juillet 2006 16:01:03
Faly miarahaba an'i Radiomada sy ireo mpitsidika hajaina,
Misaotra indrindra an'i Radiomada nanome fahafaham-po ho anay mitsidika amin'ity sehatra ity. Tsy mora ny manao zavatra, misy foana anefa ireo miangavy mangataka hira ankoatry ny miseho eto miampy fehim-potoana (ho latsaky ny 15 andro) ireo clip sy ireo hira isan-karazany. Izany anefa dia tsy hanakana anay hankafihy hatrany izay ho atolotry ny Radiomada. Koa dia misaotra indrindra ho anareo tompoko !
Veloma finaritra ho anareo torak'izany.