Re: un petit conseil pour le webmaster
Envoyé par: prisca (Adresse IP journalisée)
Date: lun 17 avril 2006 13:46:01
misaotra sy mankasitraka @ ty site ty fa tena tsara e , afapo , sady ny tena mahafinaritra dia tena mahasarika ny ankizy hahalala bebe ko nt tany niaviany , mankasitraka tompoko , manmapy ny zanakay hahay sy hitia ny tanondrazany , misaotra ko @ ilay hira chorale , azonareo averina ve ilay t@ 15 andro lasa , poopy , bob mahavanona , dia nisy iray tao aorianany
ary mety ve tompoko ra ny momba ilay chorale , ra mba hira na tarika mpihira evagelique no atao maro , miohatra @ ilay tena chorale
misaotra sy mbola mankasitraka e