Re: aiza ny hividianana ô?
Envoyé par:
RadioMada (Adresse IP journalisée)
Date: lun 22 mai 2006 18:42:08
Manao ahoana i Zago,
Misaotra anao manaraka ireo fandaharana.
Raha te-hividy ireny "clips" ireny ianao dia efa misy sehatra fivarotana malagasy amin'izao fotoana izao (madatop.com, auzoma.com, laboutika.com, ets...).
Momba ilay hiran'i Landy dia ao anatin'ny VCD an'i Ndriana Ramamonjy no nisy azy.
Veloma finaritra.